Sakafo Vita Malagasy

Ny prostate dia taova iray hita ao amin’ny taovam-pananahan’ny lehilahy.
●Ny asan’ny prostate dia mamorona ny atao hoe:”liqude seminal” .
● Ny spermatozoide mivoaka amin’ny vésicules seminales mifangaro amin’ny liquide seminal no atao hoe sperme .Rehefa manomboka mahazo ltaona ny lehilahy dia mivonto manery ny fantson’amany io prostate io ,ka mahatonga hananosarotra amin’ny fivalan-dranon’ny lehilahy na ihany ko mifintina ilay PROSTATE ka mahatonga olona mamany lava mety ho tonga hatramin’ny fipipiazana kilaoty satria malalaka ny fantson’amany…….
✰NY MAHATONGA NY ARETINA PROSTATE :
●Fanaovana firaisana diso tafahoatra
●Fihinanana Café , Toaka ,sigara
●Fihinanana fanafody chimique sy produit chimique
●Sakafo Bé menaka (hena kisoa , poulet de chaire , sns)
✰FAMBARA ARETINA PROSTATE
●Lasa mamany lava , pipy misy rà ,
●Filahiana lasa malemy
●Mangoritsina ny lohalika
●Mora reraka
●Mihena ny Sperme na tsy misy mihitsy
●Mikorontana torimaso…..
Ny 90%ny olona voany prostate de voany infection urinaire
Ny 80%ny olona voany prostate de voany insuffisant rénal…..
AZO TSABOINA TSARA AMIN’NY FOMBA NATORALY ANEFA NY « PROSTATE »
MISY VAHAOLANA HO ANAO ITY

TSY MISY RESAKA PILE NA FANAFODY FA ZAVAMANIRY SY VOANKAZO ARY LEGIOMA NATORALY IHANY NO AMPIASAINA SY ATORO ANAO

MANDEFASA FOTSINY MESSAGE HOE FITSABOANA NATORALY
MORA HITA NY AKORA AMPIASAINA ARY TSY MANDANY VOLA BE AKORY DIA AHITA VOKATRA TSARA HO AN’NY FAHASALAMANAO IANAO
SARANY 8000 ar tompoko
AZA TARA SATRIA ALEO MISOROKA TOIZAY MITSABO
8000 ar n sarany

Articles recommandés

Trouvez la clé pour une santé de fer