Sakafo Vita Malagasy

Send message
Trophelia
5 days ago
Hello!!
Vaovao indray be indray ity ho anao izay te hanandrana sady mahasalama an
Inona ary ilay izy
Vin blanc de pastèque
75 Cl
Tsara ihany aloha ny mampahafantatra anao ireo tombotsoa entin’ny pastèque :
Manankarena antioxydant
Tsara ho an’ny fahasalaman’ny fo
Voankazo manampy amin’ny fihenam-batana
Mety ho an’ny olona manana olana amin’ny fandevonan-kanina
Mety amin’ny olona manana olana amin’ny fahitana
Misoroka amin’ny homamiadana sy olan’ny prostate
—————————————————————————–
Vin blanc de pastèque
Saviez-vous les bienfaits de pastèque
Une excellente source d’hydratation
Un puissant antioxydant
Un allié pour la santé cardiaque
Un aliment favorisant la perte de poids
Un support pour la santé digestive
Un atout pour la santé des yeux
riches en lycopène et en sélénium pourraient aider à réduire le risque de cancer de la prostate
Alors venez en mp pour commander
Efa afaka jifain-tsika ao amin’ny Grillaro Restaurant & Fast Food Antsirabe ihany koa ny vaokatra Trophelia

Articles recommandés

Soja Tanà : Saveur & Qualité, Livraison Gratuite