16 hours ago
Efa manomboka mafana ny andro fa inona no bien glacé anareo any amin’izao ?
Any ho any izao misy mankafy YAOUH : fraise, vanille, orange, passion a

Ho anareo mbola ts nahazo mitongav mp na atsoy ny 0382326834
Pepiniere maintso mavana
11 hours ago
Miarahaba tsika rehetra eh,ireto misy zanaka Papay, rah mahalinanao dia afaka miatso ny 0345369233 na Mp, mariana fa zahay
Sao dia mis liana tsika ato
Authentique daholo reo
Contact 0348339433 WhatsApp
+17
3 hours ago
Salam daholo Io ar mis tolotra vao2 wyadotte lahy kel 3,5mois iz mp n’a miantso
0349096366,0345918917
Aza tara fa kalitao biby ah !!