Sakafo Vita Malagasy

Fast food restaurant
Send message
Kaly-T
11 hours ago
Kopa-tanana ho an’ilay client any #belgique izay nanjifa #cake GM ho an’ireo havany aty #Madagasikara
Kopa-tanana ihany koa ho an’ilay mpanjifa etsy #Ivato
, miandry retour aho an
Kopa-tanana ho an’ilay cliente ety #Ambhibao ihany izay nanjifa #cakemoelleux fa #AnniversaryCelebration anio
Mankasitraka anareo nisafidy anay.
Na opération na petit déjeuner na #gouter dia aza misalasala manao #commande ô !
#sakafo

Articles recommandés

« Koba vita: Invitation gratuite à la FIA à Forello Tanjombato »

Tsara Pâtes : Le goût du pain artisanal

« Formation pratique en charcuterie : 30.000 Ar »