Sakafo Vita Malagasy

Ma Petite Cuisine
12 hours ago
Hello
Misy fanomezana tsara kely avy aty aminay ho anareo
Raha mividy Cake (2) ianareo = 20.000 ar dia mahazo ireo Biscuits ireo hanaovana dégustation
Andramo fa tena tsara bé mihitsy ny cake ato aminay
Prix Cake 10.000 ar
Parfum :cake citron, cake marbré , cake au beurre, cake aux raisins secs, cake au chocolat
Frais de livraison 3.000 ar / 4.000 ar
032 24 173 79

Articles recommandés

Formation Pratiques Charcuterie – ITAOSY HOPITALY