Sakafo Vita Malagasy

Small Farm
10 hours ago
Tena sarotra Ilay maka sary tsirairay
Vavy 4 + lahy 1
Kuroiler 1 mois maery tsy tadidy tsara
misy 3
Lahy 1 ( 1mois et demi)
Vavy 1 ( 3 semaine)
Efa zatra miaraka reo
Amidy 160.000 ariary izy rehetra
140.000 ariary raha ajanona Ilay 3 semaine
Vita vaccin barika fa tsy misy vaccin peste amzao
034 36 785 48
Antanambao talata volonondry
(Visible ny parents)

Articles recommandés

« Inauguration du Restaurant Le K – 29 Août »

« Livraison de magret de canard, cuisses et foie gras à Antananarivo »

« Fanahiana noana? Yum Box.mg no vahaolana! »