Sakafo Vita Malagasy

Découvrez cette recette de laoka frit et sa délicieuse sauce variée

11 hours ago
Misy mpanao an’ito laoka ito ve ato? Ovy atao frite dia avy eo atao sauce
(Atao frite otran mahazatra ny ovy dia manao sauce avy eo dia akambana , tapohina rano kely dia avela hiketrika d rehf ritra dia vita, sauce tomate +oignon+ail+gingembre +tongolo maitso +kotomila+carry+poivre no nampiasaiko

Articles recommandés