Sakafo Vita Malagasy

12 hours ago
Salama daholo isika mpanaraka ny pejy
! Androany aho dia hizara @ ntsika ny fanamboarana an’ireny donut ireny.
Ireto avy ary ny akora ilaina @ izany :
500g farine
2 atody
1 sachet levure boulangère
50 g beurre
60 g siramamy
20 cl lait
1 tsongo sira
Fomba fikarakarana azy :
Atao bol kely ny levure boulangère sy ny ronono matimaty dia alona 10 mn eo
Atao ao anaty bol ny lafarina .Dia ampiana lavaka eo ampivoany . Arotsaka ao ny sira sy ny siramamy.Avy eo arotsaka ao ihany koa ilay levure sy ronono ary ny atody.Vita izay dia volavolaina @ tanana mba hifangaro tsara .
Tetehina en dés ny dobera efa somary malemy dia arotsaka ao anatin’ilay pâte. Kosehina ny pâte eo @ 10 mn eo.
Saromana @ torchon madio .Dia omena repos 1h30 .
Somary omena totondry kely ny pâte mba hivoaka ny gaz.Atao eo ambony plan de travail eo nofleurena kely t@ lafarina ny pâte .Dia fisahana @ rouleau à pâtisserie.
Omena forme @ emporte pièce ny pâte
Saromana torchon madio indray avy eo dia omena repos 30 mn
Afanaina ny menaka .Dia arotsaka ao ny donut ntsika.Rehefa doré² tsara dia esorina ao anaty menaka.Dia apetraka eo ambony papier absorbant mba hitsika ny menaka .
Rehefa mangatsika² ny donut ntsika dia afaka manao bain marie de chocolat.Dia arotsaka kely ao ny donut ntsika dia rarahana vermicelles kely.
Zay ndray ary no afaka natolotro ho anareo t@ ity androany ity.Mazotoa homana tompoko
!

Articles recommandés

[ « Violet et doré, Dispo à 10.000ar ! », « Violet et doré : à saisir pour 10.000ar », « Offre Spéciale : Violet et doré à 10.000ar », « Dispo : Violet et doré à 10.000ar seulement », « Violet et doré à 10.000ar : Occasion unique ! » ]