Sakafo Vita Malagasy

2 hours ago
Fizarana Kely anio
*Beignet de manioc=mofo mangahazo*
-mangahazo 2 isa lehibe(mahavita maro )andrahona Dia avy eo potehina tsara , manaraka izay ampiana épices izay Tiana.
– bolabolaina arak’izay endrika itiavanao azy Dia ampandalovina ao anatin’ny lafarina sy atody miaraka.
*Nohanina miaraka amin’ny ketchup sy chili
*Araho hatrany ny pejy annn

Articles recommandés

Soja Tanà : Le secret d’une cuisine savoureuse

[ « Charsiu Pork : Un Délice à Commander ! », « Charsiu Pork : Savoureux & Prêt à Déguster », « Charsiu Pork : Savourez un Moment de Plaisir » ]