Sakafo Vita Malagasy

Ingrédients: fromage fêta, Hanitra maintso zay tiana sy Feuille de menthes , poivrons , boeuf haché,,asio épices kl , dia poivres s’y sel afangaro daolo ireo
Ny pâte hanaovana azy toy ny pâte sambos ihany ! Rehefa vita ny fikarakarana dia endasina n’a alefa au four ! Mazotoa oh

Articles recommandés

« Cake à la Raisin : Un Délice de mon Enfance ! »

« Recettes Malgaches : Partagez vos secrets ! »