Mangahazo nirappéna manta, sira, poivre , tongolo gasy, fromage râpées, farine kely, levure.
Aza atao betsaka farine fa lasa tsisy tsirony mangahazo
Avela minitra vitsivitsy vao endasina
Asiana menaka ny tanana raha anao izy boribory io mba tsy mi colle @ tanana.
Fe n’akoho nandrahoana t@ four
Salades
nasiana concombre
, échalotes
Bon appétit antsika jiaby
Mirary herin’andro sambatra, mirary ny soa rehetra
« Mangahazo Nirapéna : Un Délice Malgache »
