Sakafo Vita Malagasy

15 hours ago
HANITRY NY MPATSAKA na KIOVIOVY
Maniriniry eny rehetra eny izy ity. Ary tena fanafody BARIKA akoho
mahomby.
Tsy fisorohana, fa tena fanafody, izany hoe ilay akoho efa voan’ny BARIKA iny mihitsy no tsaboina aminy.
Tsy dia tena misy fatra be hoe arahina rehefa manome azy fa omeo toy ny manome zava-maintso rehetra ihany. Somary kakao Ilay akoho raha tsy mety mihinana.
Zarao raha nahasoa anao.
#FreshAgri_Co

Articles recommandés

[ « Lafaoro Gasy: Fabrication sur mesure », « Four à bois, fumoir & plus: Mpanao Lafaoro Gasy », « Besoin d’un four ? Mpanao Lafaoro Gasy vous aide ! », « Lafaoro Gasy: Qualité et tradition au rendez-vous », « Des fours gasy de qualité: Mpanao Lafaoro Gasy », « Mpanao Lafaoro Gasy: Vos fours sur mesure », « Découvrez les fours artisanaux de Mpanao Lafaoro Gasy » ]