17 hours ago
Mankasitraka hatrany antsika panjifa, hoan’izay mbola mitady sy ilay nandefa mp,dia efa misy stock vao2 ndray ilay FANAFODY BARIKA NATORALY, izay natao hisorohana (prévention) sy hitsaboana (traitement) ny barika, indrindra hoantsika tsy manao vaccin sy ny zanak’akoho amam-borona mety @ race rehetra izy toy ny : akoho gasy, poulet de chaire, pondeuse, piady, gana, dokotra, gisa, voritsiloza,sns…5000ar hatrany ny tavoangy 100ml,tsara tonga Dia miantso mivantana ny:0381084662 raha mila fanazavana bebe kokoa momba azy na mandefa mp ihany koa, toerana tana namontana arrêt bus colis expres afaka manao livraison ihany koa ary mandefa any @ faritra rehetra manerana ny nosy ihany koa izahay.
Hitsaboana sy Hisorohana ny Barika ho an’ny Akoho amam-borona
