Sakafo Vita Malagasy

18 hours ago
Asiantsika JEU D’INTERACTION ary euh
Izay Maman 1 be points indrindra mahazo « cadeau kely » ho Zaza ( mety hoe Tétine na biberon -na sakafo koa
… betsaka ny azo zaraina)
Aona nefa ilay fomba ahazoana points betsaka?
Miditra ho abonné, dia manao réaction matetika, aza adino ko nefa ny manao commentaires , indrindra indrindra mazotoa mi-partage publication
Zay fa aza adino ny MIZARA ary eh
Sy manaraka tsy tapaka ny pejy fa mizara sakafo afaka andrahoina ho an’ny Harenakely isan’andro ny atao amin’ny Pejy
bisous

Articles recommandés

Couveuse Yaourtière Fanakotrehana : Economisez et Produisez !