Sendra Sendra is with Fatana Mitsitsy Nirina and
8 others
20 hours ago
Lasa Zao!!!
95% ny tokatrano Malagasy no mampiasa arina sy kitay izay mampihena ny ala ka miteraka fahasimban’ ny tontolo iainana
Hitondra paikady hoentina miady @ famotehana ny ala sy fiarovana ny tontolo iainana izahay @ alalan’ny fampiasana ny angovo madio: arina ekolojika , fatana mitsitsy
Hiezaka hatrany izahay hanaparitaka sy hanentana antsika isa_tokatrano hampiasa ny arina ekolojika
Maro ireo tombotsoa azo avy @ fampiasana azy toy ny :
_mitsitsy
_miaro ny tontolo iainana sns….
Afaka jifaina @ vidiny mirary eto @ enceinte Coiffure Sendra Analamahitsy croisement vers Nanisana
*Charbon écologique :1000ar/kg
*Misy prix de gros ho an’izay maniry hiara hiasa
*Fatana mitsitsy : à partir de:25 000ar
#Entreprise_SENDRA
#coiffure_sendra
#CHARBON_ECOLOGIQUE
#charbon_vert
#fatana_mitsitsy_nirina
#tontolo_maitso
#angovo_madio
#Tontolo_iainana
