Sakafo Vita Malagasy

Byba environ 1kg
Tena Matsiro anie izany raha mbola fromage e
Mbola tsy nandiso fanantenana ny tsirony
Disponible
, manao livraison tana-province
Manome prix de gros ho an ‘ izay mbola hivarotra
Andao hanohana ny vita Malagasy hatrany
Tsara… Mahasalama

Articles recommandés

Flocons d’avoine : Mampantanjaka, Mhanofosana, Mahangeza !

« Fruits de mer frais, livrés à domicile »