Efa hiditra herinandro vaovao isika rapitso an
…dia indro ary misy plat vaovao atolotra ho antsika indray, akotran’ilay Mine-sao au poulet+croquettes de poulet+ jus iny , de efa misy iany koa ny « SALADE DE PÂTE », refa maka plat ianareo de mahazo jus PM foana cadeau @ izao voloany izao
Ity salade de pâtes ity zao mety @ olona tia sakafo nefa tsy tia ho ngeza(hatavy)
Ny tsiro nefa tena @ ilay hitiavantsika azy(MATSIRO BEUH
LIVRAISON GRATUITE FOANA ETO ANTANANARIVO VILLE
Ataovy ary ny commande ô…ALEFA MP NY LIEU DE LIVRAISON EXACT SY NY CONTACT.
Na miantso avy hatrany na mandefa message @ tél : 034 46 944 24
MANKASITRAKA HATRANY HO ANTSIKA BEDIABE MANJIFA DIA MAZOTOA HOMANA DAOLY
Livraison avec
Ezotra agence hatrany
Nouveau menu délicieux avec livraison gratuite
