Sakafo Vita Malagasy

July 22 at 5:59 PM
Hafaliana ange izany e!!!
Andramo kely ange e
Maro be moa ireo tsy nahatratra tamin’ny farany teo, fa noho ny fangatahan’ny maro dia hamoaka ireto HAFAKELY ireto izahay
Tena hoe hafakely indray aloha ary tsy mahazatra anay loatra fa hanomezana fahafaham-po ireo naniry izany:
Poussins COU NU
Misy karazany roa izy ireo
Cou nu ilay mahazatra
Cou nu Brahma(ilay misy volon-tongotra)
Tombony manokana ho an’ireo mpankafy akoho vaventy, tsy hahafatiantoka anao io
Samy manana ny safidiny moa io fa izay VONONA NO MANDEHA E!
Tombony
omenay anao maimaim-poana daholo ny paika sy teknika rehetra hahombiazanao anaty fotoana fohy
Livraison Tana &Provinces
SARY TENA IZY HATRANY NY ANTSIKA
Manoratà aminay mivantana (ataovy any amin’ny message privé) na ihany koa tonga dia miantso raha haka ny anjaranao ianao
0343978987/0326958455
#HAFAKELY
#ho_anao_mihitsy_io
#meva_sy_kanto
#ny_tsara_hatrany
#tsenantsikarehetra_ofisialy

Articles recommandés

Apprendre la charcuterie en pratique !

Tsara Vanille Serasera : La douceur à portée de main