Sakafo Vita Malagasy

16 hours ago
Efa manomboka mafana ny andro fa inona no bien glacé anareo any amin’izao ?
Any ho any izao misy mankafy YAOUH : fraise, vanille, orange, passion ary choco.
Mankasitraka amin’ny fandraisana anjara dia misotro finaritra ary oooo !
Mandray commande isan’andro izahay
Manao livraison raha maka maro ianao
Prix gros : 1.100Ar
#sakafo #Yaourt #Ambohibao

Articles recommandés

M Food : Burger, Mine-Sao, Nuggets & World Cola

« Maîtrisez la fabrication de glace tige commerciale »