4 days ago
Bonjour
Androany nareo Dia ampianariko ny mampiavaka ny cacao eto Madagascar
sy ny texture Ary ny Antony ampiasana azy.
Photos 1 poudre cacao amer mangidy marikivy le mbola mila tamiseza kely vao ampiasaina
Photos 2 poudre cacao amer mangindingidy afaka tonga de anaovanao thé CAO
Photos 3 poudre cacao amer Extra noire
le mangidy bé.tonga de anaovanao gâteau
chocolat noire
Sy anaovanao décoration
IReo vokatra reo Dia efa misy ato amiko ato zao.ka aza misalasala mandefa commande
ianareo misehatra momban’ny sakafo sy pâtisserie
Samy manana ny vidiny kg izy ireo.ary Samy manana ny Asany ampiasaina azy avy.mankasitraka indrindra
Poudre cacao amer de qualité supérieure à Madagascar
