Sakafo Vita Malagasy

Iray ihany ireo retsy an!
Pâte tortillas no fanaovana azy ary manana efa vonona izahay fa tsy mila mikosoka paty intsony ianao.
14000ar ny 10pcs 24cm de diamètre
Frais de livraison arakaraky ny misy anao
Commande 2 andro mialoha ary ny maraina no fandraisana izany.
033 63 804 77

Articles recommandés

Fifaliana Mh Foods: Pâtisserie et viennoiserie

« Maîtrisez l’art de la Paty Gasy : Livre PDF Gratuit »

Kapa hoditra vita malagasy, élégance et qualité