Sauce Tonga Dia VONONA
Ho an’ireo rehetra niandry azy ty..efa Tonga izy ato ka aza tara aaa
Rehefa hikarakara mine sao dia ity sauce ity ihany dia ampy
Tsy mila mampiasa menaka intsony
Tsy mila sauce soja
Tsy mila sauce huitre
Tsy mila misahirana intsony
Io no anendasana ny legumes sy ny fangaro
Avy eo afangaro ao ny paty efa avy napangontrahana
Mahavita paty eo amin ny 3kg eo
Azo tahirizina raha tsy lany
Misy mandavataona
Eny amin ny ShopLiantsoa, Analakely esplanade Box 6ProduProduits Kinana Plus 000 Ar ny 250 ml
#sauceminesao
Ohibe pejy soratra matokisa momba ny saosao marina
