Sakafo Vita Malagasy

Tatoum Naya
a day ago
Bonjour daholo , mbola misy fona ny entana ho an’izay mitady . Mortadelle sy pâté porc matsiro be sady ara-pahasalamana nefa mirary ny vidiny. Tsy anenenanao fa mividy indraipa ianao dia tamana , koa alefaso alohaloha ary ny commande ho an’izay liana
Mortadelle porc 22.000ar ny kilos
Pâté porc 20000ar
Mini mortadelle de 200g 5000ar.
Mp direct ze icommande , manao livraison naizanaiza ary frais arakaraky ny toerana, merci bcp

Articles recommandés

« Votre réfrigérateur est en panne ? Frigoriste Froid à votre secours ! »

Tilapia Fraîche : Livraison à Domicile !