mahasalama
Kéfir MahaSoa
14 hours ago
Nahatratra ny faran’ny herinandro e!
Reradreraky ny asa nandritra ny herinandro ?
Te hamerin’aina kely?
Rehefa weekend toy izao koa dia matetika te hiova amin’ny andavan’andro dia misakafo matsiro, voky be
Tsy maharaka ny vavony, mavesabesatra?
Mafana be ny andro
Mila boisson frais, mampahazo aina?
Ndao hisotro KÉFIR DE LAIT ary e!
Mampatanjaka
Manampy amin’ny fandevonan-kanina
Mahasalama
Azo sotroina amin’ny fotoana rehetra
#kefirdelait #boissonprobiotique
#healthyeating #healthyfood #bio
#bienetre #kefirmilk #kefirsoa #Mahasoa #kefirmadagascar #kefirdelaitmadagascar
« Weekend Fatigué ? KÉFIR DE LAIT vous redonne vie »
