Sakafo Vita Malagasy

Contact 0349419945
Araho tsy tapaka ny pejy ahitantsika ireo vokatra mahafinaritra
Heaven Delice Pâtisserie
a day ago
Iza koa ny mpankafia fruits sy gâteau malefaka tsara ampiarahana ?
3.700 Ar ny portion
dia efa mahazo milay be
!!! Ity safidy iray ity zao dia Gâteau fruité Fraise-Passion
Genoise sy chantilly parfumé fruits de la passion sy chantilly misy morceaux de fraise ny ao anatiny
Afaka misafidy ihany koa hoe atao confiture fraise fait-maison fa tsy morceaux an !!! Zay tianao no tanterahina.
ALEFASO ARY NY COMMANDE EEEE !!!
2 jours mialoha ny ilana azy an dia acompte 50%
Aza adino fa efa miaraka @ carton foana ny antsika

Articles recommandés