Tsarovy fa ny PASTAGASY anie ka sady misy afaka atao lasopy no misy afaka atao misao ihany koa :
-Chinoises
-Fettuccines
-Tagliatelles
Maro azo hisafidianana ireo ka anareo ny safidy araka ny nahandro tianareo atao , sady misy kely (235g) no misy lehibe (500g) mifanaraka amin’ny isantsika ao antrano
Madakaly Antananarivo
17h
DÉFI CULINAIRE
Inty indray ary ny quizz ntsika manaraka : « Lasopy sa Misao ? »
Samy amin’ny tsirony izy ireo an fa anao ny safidy ; ilay mafanafana mampodipody aina sa ilay matsiro kely be fangaro ?
Lazao ao amin’ny commentaire ary ilay tena ankafizinao
#pastagasy #vitamalagasy
PASTAGASY : Recette Lasopy ou Misao
