Sakafo Vita Malagasy

15 hours ago
AODY OHHHHH
Ao tsara daholo vé????
Andao ary averintsika kely ilay menu antsika ehhhhh
!!!!
Mba hanamaivana anareo sy hanala ny fahasahirananareo dia nanamboatra carte izahay ahafahanareo mahita ny sakafo sy ny zava pisotro afaka ampiarahana amin’ny sakafonareo
Sandwich moa no tena ataonay ary dia tena mafilotra sy mora tokoa izy ireo anhhh
Ka ireo ary no masaka ehhhh
!!! Jerijereo izay mety aminareo dia ataovy ny commande ohhhh
Miandry anareo izahay
. Misokatra hoan’ny fanontaniana sy ny fanamarihana rehetra ihany koa izahay tompoko
N.B: Ny charcuteries sy ny jambons dia afaka asiana na tsy asiana kisoa

Articles recommandés

[ « Mug et Paille en Verre: Tena Tsara Loatra! », « Mug & Paille en Verre: Un Goût Chic! », « Boire avec Style: Mug & Paille en Verre », « Votre Boisson Chic: Mug & Paille en Verre », « Mug & Paille en Verre: Élégance et Goût » ]

« Goûtez l’excellence Esturgeon Tana, une expérience unique »