Sakafo Vita Malagasy

Fy PIZZA is feeling excited in Ambohimangakely.
4 days ago
Salama daholy ndray ary euh !
FY PIZZA
Ny TALATA hatramin’ny ALAHADY amin’ny 10 ora
maraina ka hatraminy 08 ora hariva
Ahitanao karazana sakafo toy ny :
☞PIZZA
au feu de bois
☞Mine sao
☞soupe
☞Burger
☞Tacos
☞Sandwich
☞Karazana snack samy hafa
☞Ao ihany kou ireo karazana boison ah
Afaka hoanina surplace na kou hoentina mody
Efa misy ihany kou ny livraison ah :
: 0382436719 ☆0332913241
Mandroso ary tompoko oh

Articles recommandés

« SAKAFON-JAZAKELY: Nourrissez votre enfant avec des produits bio malagasy »

PPN : Des produits pour tous, en carton ou en vrac!