Sakafo Vita Malagasy

13 hours ago
Iza no tia brochettes?
Ato aminay anie efa vonona ilay izy fa hatono fotsiny sisa e.
Ireto avy ny karazany :
Brochettes fony
Brochettes Viande sy trafony
Brochettes Viande
Brochettes poulet
Brochettes Trafony
Iza izao no tianareo indrindra amin’ireo ?
Maha te hinana e ? Afaka manao livraison anie izahay e,
Afaka mandefa MP na miantso ny 034 25 478 47.
Ireto kosa ny toerana misy anay.
Mahazo en face pharmacie RN2
Analamahitsy eo aloha kelin’ny centre médical Marie stella
Sabotsy namehana akaikin’ny Poissonnerie Landa eo amin’ny arrêt bus sabotsy.
#BoucherieTianay #Brochettes #Kitonotono #Hena

Articles recommandés

« Panini Gratuit à Tsara Firavaka ! »

Mafy tsy mora vaky – 18.000 Ar/6pcs – Spécial Rehetra

Petit four à partir de 600Ar – Ràpido Camido-FastFood