Ireto ndray no atolotray ho anareo rahampitso:
Sandwiche au charcuterie ranoray
,marihiko fa izahay ihany no manao ny charcuterie ilay ampiasainay @ sakafo reny,ny dikany de hoe tsara be
prix: 5000 ariary
MR BIG SANDWICHE koa tsy azo adino fa tinareo be: 10000 ariary
Ny cake misy foana amizay gôut tinareo
Mafana ny andro,tena tsy azo adino ny jus @ ilay mampitony de ny PAPAYE ary ny FRAISE
,ny jus tsara be,3500ariary/ 1,5l-2500ariary/ litre- 5000 ariary kosa ny 2 litres
Zay fa mirary soa daholo,bisous
+3
« Sandwiche, Jus et Cake chez Active : Delicieux et abordable »
