Sakafo Vita Malagasy

Découvrez les secrets de beauté naturelle Lalandrà Tsentsina

Health/beauty
Send message
Natoraly Natoraly
5 hours ago
LALANDRÀ TSENTSINA
Tena atahorana ny resaka
Fahatsetseman’ny lalan-drà indrindra rehefa somary mananika ny Dimampolo taona (50ans) eo dia somary marefo(fragile) ilay vatana ka mora handairan’ny aretina maro ary
Anisan’ilay aretina tena hatahorana io Fahatsetseman’ny lalan-drà io
Inona no tokony Hatao mba tsy te ho tratran’io ?
Tsara fantarinao aloha fa:
Ny mahatonga io fahatsetsenany ny lalan-drà io dia misy antony maro fa horesahintsika androany dia ilay antony GOAVANA dia ny sakafo ampidirinao ao am-bavanao io
Ny safako hoaninao ihany no mampidikizo anao dia mila hahenanao ireto zavatra mavesatra ireto raha te ho lavitra io lalan-drà tsentsina io ianao
Ny menaka mavesatra
Ny Siramamy
Ny menaka mavesatra dia ilay tavi-kena aminy ilay laoka hoaninao isan’andro iny, ilay Jaboran’omby sns…
Ilay menaka avy aminy biby ireny
Ny Siramamy mila ahena dia ilay Siramamy hitanao eny aminy mpivarotra mahazatra anao io, ilay Siramamy any anaty jus io, ilay any anaty gâteau io….
MANANA VAHAOLANA NATORALY AFAKA HAROSO HO ANAO IZAY MANANA OLANA @LALAN-DRÀ TSENTSINA,MALOTO RÀ, RÀ TSY MIKORIANA TSARA….IZAHAY
#MANDEFASA_MESSAGE_PRIVÉE_AVY_HATRANY_WE_LALANDRÀ_TSENTSINA_IZAY_LIANA_TOMPOKO
Misy Sarany izay Foinao

Articles recommandés