Sakafo Vita Malagasy

4 hours ago
Ny thym indray no hojerena androany.
Ny thym dia efa fampiasan’ny olona atramin’izay ka atramin’izao, ary hita fa ny thym dia mbola anisan’ireo zava-maniry, manampy amin’ny fandevona-kanina
-Miaro amin’ny otrik’aretina sy mampitombo ny hery fiarovana.
-Manasitrana koaka sy areti-tenda.
Fampiasana azy:
Ampangotrahana aloha ny rano, dia avy eo arotsaka ny thym 1 sotro lehibe fihinanana (Thym lena, na maina), avela hilona 10 minitra.
Fatra sahaza ny olona ray anatin’ny ray andro dia 3 kaopy.

Articles recommandés

« Santé Naturelle : Solutions Simples et Efficaces »