%naturel
Ity savony ity dia tena mety indrindra hoan’ireo izay efa very hevitra amin’ny tasy tsy mety afaka mihintsy na panda io na tasy avy amin’ny mony na maintimainty na mitara mena ….
Mahafaka tasy sady manafotsy izy io
Rehefa madio dia afaka ajanona fampiasana azy tsy hatahorana hoe hiverina intsony
10andro assuré-na tsara fa madio ny tarehy (tsy misy points noir,tasy,panda….intsony)
034 75 246 23
Livraison Tana -Province
Savon Blanchissant Naturel : Dites Adieu aux Taches!
