10h
Mbola misy hatrany ny lahina pondeuse
ISABROWN 7 mois,
Vita taitement rehetra
Efa manaraka tsara
Lehibe satria manodidina ny 5kgs
Vidiny négociable sur MP
Kitihina ny sary dia efa ao ny vidiny sy ny momba azy
A recuperer Gare Routière Ampasapito.
MP HO AN’IREO TSY MAMAKY PUBLICATION TSARA
Poules pondeuses ISABROWN – 7 mois – Gare Routière Ampasapito
