20 hours ago
Iza no mbola tsy nahazo???ilay tena izy anie oa fa tandremo sao tratran`ny pamitaka any nareo dia mampalahelo eh
afaka manantona mivantana anay rehefa fotoana fahavokaran`ny goavy raha hijery mivantana ilay izy
GOAVY POARA na GOAVY ZAVOKA na GOAVY SOSETY
samy manana ny fiatsony azy isika,misy fotsy misy mena
Zanany efa tsara be mirefy40-50cm
Vidiny:15.000ar,ireo zanany hitantsika amin`ny sary 1 sy 2 ireo
Ilay zanany kely 8000ar koa mbola misy
Mp avy hatrany na miantso mivantana
034 79 787 12
Manao livraison sy mandefa faritra rehetra
Goavy Poara, Zavoka, Sosety : Choisissez votre variété
