7 hours ago
Ohatran`izao anie ry zareo ny voan`ilay orange greffe WASHIGTON eh
somary misy ohatran`io fotrany kely io apovoany,afaka volenao anaty pot na amin`ny tany mety foana(mamy tsara)
.Zanany kely io=15.000ar
.Ilay efa mamoa anaty pot=45.000ar(mbola zanany fa tena efa mamoa be)
Mandefa mp avy hatrany ary na miantso mivantana ny laharana tsy miova
034 79 787 12
Manao livraison sy mandefa ho anareo any amin`ny faritra rehetra tompoko
Orange Greffe WASHIGTON – Voan’ny Orange Mamoa Be
