Varotra Ony Tiana
Send message
Varotra Ony Tiana
2 days ago
Araraoty fa manomboka ny 35000ar dia efa mibaby kitapo tsara kely sady mihaja be ny zanakao amin’ny fidirana
tena oe tsara kalitao ireto modely ireto
Misy ihany koa ny karazana Gourde mahafatifaty manomboka ny 20000ar dia efa mahazo
Koa araraoty ary fa vitsivitsy ihany no tonga sady tsy dia be mpanana ireto modely Ireo
Raha liana afaka miantso ny 0343211839 avy hatrany
« Kitapo tsara kely sy mihaja be manomboka ny 35000ar »
