Sakafo Vita Malagasy

8 hours ago
Salama ehh!!!
Misy ilay zanaka orange mamy be sy mamokatra be ilay nanontanianareo iny foana amzay anie ato aminay eh
ilay karazany tsara izy ity,rehefa manjifa azy enao dia atoronay anao ny fambolena azy,tsy ny orange ihany fa isak`izay karazana zanankazo alainao ato aminay dia atoronay anao tsara daholo ny teknika fambolena sy ny fikarakarana azy
Vidiny zanaka orange io:10.000ar
Mp avy hatrany na miantso mivantana
034 79 787 12
Manao livraison sy mandefa ho anareo any amin`ny faritra rehetra

Articles recommandés

Livraison rapide à Antananarivo et dans les provinces

« Fony sy Vakiveraka Fibata Frais, Livraison à Domicile ! »