Sakafo Vita Malagasy

Health/beauty
Send message
Natoraly Natoraly
2 hours ago
TSY FAHAMPIANA TORIMASO
Fantatrao ve fa miteraka vokadratsy be hoan’ny vatanao ny tsy fahampiana torimaso matetika?
Mampihena ny hery fiarovana
Mampihena ny fahitan’ny maso: Tsy dia mahita alavitra firy intsony sy manjavozavo
Mampihena ny fiasan’ny atidoha :
Lasa olona be adino lava, misy trou de mémoire, sarotra mandray zavatra, tsy tonga saina indraindray.
Fahasarotana eo amin’ny fifantohana
Rera-dava nefa tsy nanao zavatra mafy be akory
Mora kizitina sy mora tohina
Ny olona tsy ampy torimaso lava dia mora tratran’ny tosi-drà avo loatra ka mora tapaka lalan-drà.
Miteraka obésité sy diabète
Manafaingana ny fahanterana ….
MANANA VAHAOLANA NATORALY HO ANAO IZAY MANANA OLANA @TSY FAHAMPIAN-TORIMASO IZAHAY
#MANDEFASA_MESSAGE_PRIVÉE_AVY_HATRANY_WE_TORIMASO_IZAY_LIANA_TOMPOKO

Articles recommandés

Vêtements Taille M L XL – Livraison Tana & Province

Votre remède miracle après la fête ? Partagez-le