Sakafo Vita Malagasy

Send message
Active
Koba Ravina
a day ago
Salama! Daholo eh!
Mbola mitohy hatrany ny fandraisana commande #Koba_Ravina# tena izy
Koa aza misalasala mandefa hafatra Miafina na miantso ny laharana finday ..dia mankasitra izay efa nanjifa sy izay mbola hanjifa atrany ny Vokatra Malagasy
Ny vidiny: 1.000ar tsy niova
Antso:
034 46 522 30
NB: Alefa 24ora mialoha ny commande-nao
dia livré mafana tsara izy
Soava tsara daholo ô!

Articles recommandés

Gratin Mac’n Cheese: Un Délice Fromage à Antananarivo

« Formation pratique Charcuterie – Antananarivo – 15 juin »

[ « Formation Pratique Charcuterie: Devenez un Maître Boucher », « Apprenez la Charcuterie Pratique: Du débutant au pro », « Maitrisez la Charcuterie: Formation Pratique Intense » ]