Sakafo Vita Malagasy

College & university
Send message
Ferme Liantsoa Farmer
3 days ago
AVADIO FIDIRAM-BOLA NY FIOMPINAO!
#AKOHO GASY NOHATSARAINA=TEKNIKA FIOMPIANA no NOHATSARAINA#
Ahoana no hamokarana maro(technique de reproduction)?
Ahoana no hanalehibeazana azy hainga(technique de croissance)?
Teo aloha ny FIOMPIANA AKOHO GASY dia fialamboly sy boatindrakotra satria manao fiompiana nentim-pahazarana
Amin’izao fotoana izao kosa dia afaka atao ASA MAHALEOTENA MAHAVELONA ny FIOMPIANA AKOHO GASY raha manaraka ny TEKNIKA FIOMPIANA NOHATSARAINA satria:
Raha miainga @ Vavy 4 + Lahy 1 =>ahazoana vatotr’akoho 480 isa farafahakeliny anatin’ny taona iray,afaka mahakarama olona iray maherin’ny SMIG 250 000ar/volana
Mora atao sy havokarana maro nefa lafo vidy eny an-tsena
Miainga @ zavamisy eo am-pelatanana
Tsy mandany fotoana afaka atao ASA NA VADIN’ASA
FIOMPIANA FANODINAM-BOLA
AKOHO FAKANA NOFO (Poulet de Chair): Afaka HANODINAM-BOLA satria tena HAINGAM-PIHODINA
Mora hompiana nefa ilaina fitandremana
Sekret kely fotsiny dia hahafahana mamoaka akoho + 2,5kg anatin’ny 01 volana,afaka hanodinam-bola sy atao vadin’asa na asa mahaleotena mahavelona satria haingam-pihodina
Manasa anao ary hanaraka fiofanana asa fiompiana:
AKOHO GASY NOHATSARAINA
*Daty : Sabotsy 10 AOUT 2024
*Ora: 08h30mn-15h30min
AKOHO FAKANA NOFO (POULET DE CHAIR)
*Daty:Sabotsy 10 AOUT 2024
*Ora: 08h30mn-13h00mn
*Toerana : Epp 67ha Nord, akaikin’ny arrêt bus parking 67ha
*Frais de formation :40 000ar/taranja
Omena ny mpiofana aorinan’ny fiofanana :
ATTESTATION FIN DE FORMATION
BOKY TOROLALANA FIOMPIANA
Film démonstration (mitondrà usb hamindrana azy)
Fisoratana anarana : 033 85 580 96/ 038 15 139 31
Soraty mialoha ny anarana fa voafetra ny toerana
Amin’ny andron’ny fiofanana vao mandoa ny frais de formation

Articles recommandés

« Apprenez la charcuterie pratique à Antananarivo »