Sakafo Vita Malagasy

4 hours ago
Salama eh
Ity Biscuits mélange ity no nahalalanareo voalohany anay
, mankasitraka anareo teo foana nanjifa
Ho anao izay mbola tsy nanandrana alefaso ny commande fa ho hafampo ianao ( Sady matsiro no ampy hifampizarana
Mirary herinandro mahafinaritra ho antsika rehetra
Biscuits mélange parfum :15.000 ar( 50 pièces )
Frais de livraison :
3.000 ar (centre ville)
4.000 ar / 5000 ar (périphérique )
032 24 173 79

Articles recommandés

[« Apprenez à préparer de délicieuses recettes de gâteaux »]

Pâte feuilletée : prête à cuisiner, 500g !