Sakafo Vita Malagasy

Ho anao izay LIANA am FIOMPIANA TRONDRO. Atolotro anao ny ASTUCE ( PDF Complet sy Vidéo ) mazava tsara am fomba fiompiana izay ahazoanao Trondro #1KG anatin’ny 4MOIS.
Ny sakafo, ny momban’ny rano, sy ny fenitra rehetra sns … ANTANIMBARY , ANATY DOBO MITSINGEVANA, HORS SOL
Marihina fa azo atao tsara ny miompy trondro amin’ny terrasse, an_tokotany, andavarangana, sns …
Ka noho izany afaka ataonao asa fivelomana na koa Vadin’asa ny fiompiana trondro tompoko.
Ny Fandraharahana eo amin’ny sehatry ny fiompiana trondro.
Raha mahaliana anao izany dia ito soraty eo amin’ny commentaire hoe « TRONDRO » ary aza hadino ny mandefa message amiko koa hoe  » TRONDRO « 

Articles recommandés

« Tilapia Consulting: Expertise et Services à Madagascar »