Sakafo Vita Malagasy

September 11 at 12:09 PM
Miarahaba antsika pankafy koba e
Ny koba Faravohitra Dia afaka jifainareo ao @ Forrelo tanjombato ny 12a15septembre ho itanao ao ny koba,mofo mangahazo Ary ny Sosisy,5000ar ny vidim-pidirana fa izay miantso n’y laharana 0341226694 Dia omenay invitation maimaimpoana
Koa manasa antsika Ary ho avy fa maro ny Zavatra ho itanareo
Misy hatrany ny livraison
Afaka mandefa @ Faritra
Alefaso Ary ny commandinao
Mp
0341226694

Articles recommandés

Ma Petite Cuisine 11h Salama ee Efa hiainga sahady ny livraison satria tena misy alavitra be . Mankasitraka anareo foana manjifa Ho anao izay mbola te hi commande , alefaso ny commande fa livrenay androany Mirary herinandro mahafinaritra ho antsi

« Lundi Motivation : On vous attend chez Supérette ! »