Sakafo Vita Malagasy

KOBA AKONDRO
KOBA KATSAKA
KOBA VOMANGA
Fikarakarana azy :
maka 1 na 2 sotro fihinana, asina rano 1vera tsy feno be, apetraka ambony afo malefaka, haroaroina tsy mijanona sao miraikitra, ajanona rehefa marihitra, afaka asina siramamy, sira, na izay sakafo tinao ampiarahina aminy
-Mahadonga, mamerina aina, mampatanjaka, mahasalama
METY @ZAZA MANOMBOKA 6MOIS++
AFAKA HO AN’NY OLONA REHETRA
VOKATRA NATORALY 100%
Quantité 200g-250g-500g-1kg

Articles recommandés

Boisson Anti-Rhume : Booster Votre Immunité

Goûter gourmand by Tiffany et Matthew à Tanjombato

« Pâte à pizza prête en 5 minutes : Faites-vous plaisir ! »