Malagasy TV
22 hours ago
Izy no #Christina
Mpivarotra #bonbon_coco eto Toamasina
. Avy any #Ambovobe_Androy ny fiaviny saingy mila ravinahitra eto izy noho ny fitadiavana
Mbola kely izy dia efa teto ary te hiverina hody mafy mba hijery ireo fianakaviany saingy tsy maharaka ny enti-manana
3 izao ny zanany ary io fivarotana bonbon coco io no hamelomany azy
Nande ery ny tsena nandritra ny fialan-tsaratra ary mahavita maro izy ary amin’izao moa efa maina, betsaka rahateo ry zareo no mpivarotra aty
Tsy kivy i Christina fa mitsikitsiky hatrany velom-panantenana fa mbola ho tavaferina any antanindrazany any indray andro
#velontena
#Toamasina
#malagasytv
[ « Christina, la vendeuse de bonbons coco à Toamasina », « Bonbon coco : l’histoire de Christina à Toamasina », « Toamasina : Christina vend des bonbons coco pour vivre », « Christina, une vendeuse de bonbons coco à Toamasina », « Le destin de Christina : vendre des bonbons coco » ]
