Sakafo Vita Malagasy

a day ago
betsaka taminireo namana tonga naka poussin tato no efa nitrotro ,sy nangataka haka sary taminy
…mbola ho ngeza lavitra noho zao nedala ra tena fahanana,sy mahatratra 2 taona any ,satria @ 12/10/2024 zao izy no feno erintaona .ra io anaty boribory misy fleche io
ny fotoana nahafeno 25 JOURS azy
Tiako ary hitradrahako taranany maro lehibe no izy..

mila mivoatra atrany

Articles recommandés

Kihan’akoho Tsiro Tsy Miova – 1500Ar