Sakafo Vita Malagasy

ra tena dinihana dia inona tokoa ary no gena tombony amin’ny fiompiana Goliath kuroiler ?
Inona no mampiavaka azy ?
Efa samy mahalala angamba isika fa anisan’ny akoho haingam-pitombo izy, ny akoho lahy dia 3 volana monja dia efa ahazahoatsika hena 2-3 kg be izao
Ny akoho vavy kosa rehefa manaraka ny fenitra fiompiana ianao dia 4 volana dia manatody, 6 volana kosa ra atao taiza gasy
fa ny tena mampiavaka azy dia izy ahazahoatsika taranaka betsaka anatin’ny fotoana fohy
satria manatody isanandro ny Goliath Kuroiler noho izany mahazo zanak’akoho betsaka isika
Raha hiompy poulet de chaire ianao anefa dia tsy maintsy hividy zanak’akoho foana ary mety mahatratra hatrany amin’ny 3500-4000 Ar ny vidin’ny akoho kely iray
Ny hampamavaina ny vola miala no tanjotsika anefa mahazo tombony betsaka tsy aleo ve miompy Goliath kuroiler
Araraoty ary fa misy indray ny atody tsara kalitao azo akotrika somary vitsy izy ao fa aza misalasala miantso na mandefa mp
0349942640
misy ny service de livraison raha tsy afaka mandeha2 ianao.

Articles recommandés

Paty Tonga Dia Vonona: Gagnez du Temps!

« Soja : Santé, Argent & Autonomie ! »