5 hours ago
#jifao_ny_vita_malagasy
Indro ary ny vokatra vaovao
Pâte Aux légumes de Madagascar
100% bio
Tsy misy produits chimiques
Mety tsara ho an’ny olona tsy tia légumes nefa mankafy pâte
Pâte sèche fa tsy ireny nampandalovina etona ireny
Tsy modaka zany na andrahoina elabe aza
250Gr ny sachet iray fa rehefa masaka izy mitovy habetsaka @ pâte 500Gr rehetra ireny
Ataontsika mitovy @ rehetra ihany ny vidiny 5000ar
Mbola vitsy kely aloha ireto fa mangataka an’izay vonona hividy sy hanandrana ary hanao retour eto ho fanamarihana sy hakana lesona farany alohan’ny amoahana azy ho jifain’ny rehetra tanteraka
Mbola tsis point de vente fa alaina devant gare Soarano ny Samedi de 12h à 14h
Misy karazany roa ny vokatra
1- Tagliatelles
2- Tripolini
Mandefa MP any amin’i Andry Rkt azafady izay vonona
Nahandro Gasy Tsara
#Manohana_hatrany_ny_vita_Malagasy
Découvrez la Nouvelle Pâte aux Légumes 100% Bio
