October 28, 2023
RANON’NY MANANASY MAFANA
Azafady indrindra tompoko, mba aparitaho ity hafatra ity fa mety hamonjy olona maro dia maro, azafady!
Nataoko ny anjarako, manantena aho fa afaka manao toy izany koa ianao. Misaotra mialoha anao!
Mamonjy ny ainao ny ranon’ny mananasy mafana. Afaka hamono ireo sela homamiadana ny mananasy mafana.
Tetehina madinika ny mananasy silany 2 ka hatramin’ny 3 (iray kopy ny fatrany) dia arotsaka ao anaty vilia jobo, ampio rano mafana 4 ka hatramin’ny 5 kopy dia ho lasa « rano alcaline », sotroina mandritra ny 1semaine
Misotroa iray vera amin’izany ny atoandro 30 minitra mialohan’ny sakafo no tsaratsara kokoa, fa tena mahatsara tokoa ho an’ny rehetra.
Ny mananasy mafana dia mamoaka zavatra « anticancéreuses ». Ny fandrosoana farany anisany tsara indrindra amin’ny fitsaboana mahomby amin’ny homamiadana, ny mananasy mafana dia manana hatsarana amin’ny famonoana ny « kystes » sy ny fivontosana « les tumeurs ».
Voaporofo ny fanarenany amin’ny karazana homamiadana rehetra, ny ranon’ny mananasy mafana dia afaka mamono ireo mikraoba sy poizina misy ao anaty vatana vokatry ny tsy fahazakana « allergies ».
Ny karazana fanafody vita amin’ny mananasy dia manimba fotsiny ny sela mamotika nefa tsy misy fiatraikany velively amin’ny sela salama.
Ankoatr’izany, ny « acides aminés sy ny polyphénols » ny mananasy izay ao anaty ranon’ny mananasy dia afaka mandrindra ny tosidra avo, mahomby amin’ny fisorohana ny fanakanana ireo lalan-drà anatiny misy fiantraikany amin’ny fikorianan-drà ary hampihena ny fiakaran’ny tosi-drà.
Aorian’ny famakian’ity hafatra ity, mba ampahafataro amin’ny hafa koa, ambarao amin’ny manodidina izany: amin’ny fianakavianao, amin’ny namanao … Karakarao ny fahasalamanao …
Ny #Fizaranao faobe @Groupe misy anao ato @Facebook ity toro-hevitra ara-pahasalamana mahasoa ity dia feno fitiavana fanetren-tena lehibe indrindra ary mahasoa olona maro dia maro.
__ Andriamanitra anie hitahy anao be dia be__
Propriétés bénéfiques du mananasy mafana : découvrez ses secrets naturels
